plt_tn/psa/066/016.md

768 B

hanambara izay efa nataony ho an'ny fanahiko aho

Ny teny hoe "fanahy" dia ilazana ny vahoaka manontolo. DH: "hilaza izay efa nataony tamiko aho" (UDB)

Niantso Azy tamin'ny vavako aho

Ny teny hoe "vava" dia ilazana ireo olona manontolo izay mitaraina amin'Andriamanitra.

noderaina tamin'ny lelako Izy

Eto ny hoe "lela" dia ilazana ireo teny sy lahateny. Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "nidera Azy tamin'ny lelako aho" na "nidera Azy aho"

nahita ny fahotana

"nitia ny fahotana" na "nitana ny heloka"

tsy mba nihaino ahy akory ny Tompo

Eto ny hoe "tsy mba nihaino" dia midika fa tsy namaly ny fivavany Andriamanitra. Azo azavaina izany ao amin'ny dikan-teny. DH: "tsy mba nihaino ny fitarainako taminy Izy" na "tsy mba namaly ny fivavako Izy"