plt_tn/psa/065/005.md

16 lines
351 B
Markdown

# Amin'ny fahamarinana
"Satria marina Ianao"
# Ianao izay
"Ianao ilay"
# fiafaran'ny tany rehetra sy ny an'ireo izay any amin'ny ranomasina lavitra
Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. DH: "ny olona rehetra monina manerana ny tany sy manerana ny ranomasina"
# fiafaran'ny tany rehetra
Izany dia ilazana ny olona monina manerana ny tany.