plt_tn/psa/065/005.md

351 B

Amin'ny fahamarinana

"Satria marina Ianao"

Ianao izay

"Ianao ilay"

fiafaran'ny tany rehetra sy ny an'ireo izay any amin'ny ranomasina lavitra

Mitovy ny hevitr'ireo andian-teny roa ireo. DH: "ny olona rehetra monina manerana ny tany sy manerana ny ranomasina"

fiafaran'ny tany rehetra

Izany dia ilazana ny olona monina manerana ny tany.