forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
304 B
Markdown
4 lines
304 B
Markdown
# Efa nandranitra ny lelany tahaka ny sabatra izy ireo,ny teny mangidy
|
|
|
|
Toy ny hoe sabatra maranitra ny filazan'ny mpanoratra ny lelan'ireo fahavalony. Eto ny hoe "lela" dia ilazana ny teny mafy izay lazain'ireo fahavalo. DH: "Mandratra ahy tahaka ny sabatra maranitra ny teny mafy izay lazain'izy ireo"
|