plt_tn/psa/064/003.md

304 B

Efa nandranitra ny lelany tahaka ny sabatra izy ireo,ny teny mangidy

Toy ny hoe sabatra maranitra ny filazan'ny mpanoratra ny lelan'ireo fahavalony. Eto ny hoe "lela" dia ilazana ny teny mafy izay lazain'ireo fahavalo. DH: "Mandratra ahy tahaka ny sabatra maranitra ny teny mafy izay lazain'izy ireo"