plt_tn/psa/063/003.md

251 B

hidera Anao ny molotro

Eto ny hoe "ny molotro" dia ilazana ireo olona manontolo. DH: "hidera Anao aho"

hanandratra ny tanako amin'ny Anaranao aho

Eto ny hoe "amin'ny Anaranao" dia midika hoe "ho Anao." DH: "hidera Anao aho ary hivavaka Aminao"