# hidera Anao ny molotro Eto ny hoe "ny molotro" dia ilazana ireo olona manontolo. DH: "hidera Anao aho" # hanandratra ny tanako amin'ny Anaranao aho Eto ny hoe "amin'ny Anaranao" dia midika hoe "ho Anao." DH: "hidera Anao aho ary hivavaka Aminao"