plt_tn/psa/061/006.md

713 B

Hanalava ... taranaka mifandimby ny taonany

Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny roa ireo. Miverina indroa izany mba hisongadina.

Hanalava ny andro iainan'ny mpanjaka Ianao

"Hampitombo ny andro iainan'ny mpanjaka Ianao" na "Hampateza ny andro iainan'ny mpanjaka Ianao"

ho tahaka ny taranaka maro mifandimby ny taonany

Eto ny hoe "taona" dia ilazana ny fe-potoana hiainan'ny mpanjaka. DH: "hiaina mandritra ny fotoana lava izy"

Hitoetra eo anatrehan'Andriamanitra mandrakizay izy

Eto ny hoe "mitoetra eo anatrehan'Andriamanitra" dia midika hoe eo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra na miaraka amin'Andriamanitra. DH: "Homba azy mandrakizay Andriamanitra" na "Homba ny mpanjaka mandrakizay Andriamanitra"