plt_tn/psa/060/008.md

554 B

Tavin-drano fidiovako i Moaba

Tsy misy dikany amin'Andriamanitra toy ny tavin-drano fidiovana na mpanompo i Moaba. DH: "toy ny jobo fampiasako amin'ny fidiovana i Moaba"

manerana an'i Edoma no hanipazako ny kapako

Ny maha Azy an'i Edoma dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe manipy ny kapany eo amin'ny tany izy ho famantarana fa Azy ny izany. Misy koa anefa ny dikan-teny sasany manana ny fomba fandikany izany andian-teny izany. DH: "Alaiko ho fananana ny tany Edoma" na "Manipy ny kapako eo amin'ny tany Edoma Aho mba hanehoako fa Ahy izany"