forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
554 B
Markdown
8 lines
554 B
Markdown
|
# Tavin-drano fidiovako i Moaba
|
||
|
|
||
|
Tsy misy dikany amin'Andriamanitra toy ny tavin-drano fidiovana na mpanompo i Moaba. DH: "toy ny jobo fampiasako amin'ny fidiovana i Moaba"
|
||
|
|
||
|
# manerana an'i Edoma no hanipazako ny kapako
|
||
|
|
||
|
Ny maha Azy an'i Edoma dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe manipy ny kapany eo amin'ny tany izy ho famantarana fa Azy ny izany. Misy koa anefa ny dikan-teny sasany manana ny fomba fandikany izany andian-teny izany. DH: "Alaiko ho fananana ny tany Edoma" na "Manipy ny kapako eo amin'ny tany Edoma Aho mba hanehoako fa Ahy izany"
|