plt_tn/psa/059/012.md

966 B

Noho ny fahotan'ny vavan'izy ireo sy ny tenin'ny molotr'izy ireo

Ny vava sy ny molotra dia ilazana zavatra izay lazain'ny vahoaka. DH: "Satria nanota tamin'izay nolazainy izy ireo" na "nohon'ny zavatra feno fahotana izay nolazain'izy ireo"

aoka ho voasambotra ao amin'ny fireharehany izy ireo

Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "aoka hisambotra azy ireo ny vahoaka nohon'ny fieboebony"

anehoan'izy ireo hevitra

"no itenenan'izy ireo"

Levony amin'ny fahatezeranao izy ireo, levony izy ireo mba tsy hisy intsony

Ny fandravana azy ireo tanteraka dia lazaina toy ny hoe mandoro azy ireo na mihinana azy ireo. DH: "Tezera amin'izy ireo ka ravao tanteraka izy ireo mba tsy hisy hiangana"

ao amin'i Jakoba

Jakoba eto dia ilazana an'i Israely. DH: "ao Israely"

hatrany amin'ny faran'ny tany

"eny hatrany amin'ny toerana lavitra indrindra amin'ny tany." Izany dia manondro ny toerana rehetra eto an-tany. DH: "na aiza na aiza eto ambonin'ny tany"