forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.5 KiB
Markdown
24 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mitanisa zavatra izay iriany atao amin'ireo olona ratsy fanahy ny mpanoratra.
|
|
|
|
# Vakio ny nifin'izy ireo ... poteho ny vangin'ireo zanaka liona
|
|
|
|
Ao amin'ireo andianteny roa ireo, ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe liona, ary ny fanaovana azy ireo ho sty manan-kery hamonoana olona no lazaina toy ny hoe mamaky ny nifin'izy ireo. DH: "Alaony herin'izy ireo hamono olona. Ataovy tsy manan-kery tahaka ny liona tanora izay vaky nify sy lavo"
|
|
|
|
# Avelao izy ireo hiempo tahaka ny rano raraka
|
|
|
|
Ny olona ratsy fanahy dia lazaina toy ny hoe lagilasy na rano. Ny tsy fisiana intsony dia lazaina toy ny hoe mitsonika na maina eo amin'ny tany maina. DH: "Ataovy manjavona tahaka ny rano miraraka izy ireo" na "Ataovy manjavona tahaka ny lagilasy izay mitsonika sy maina eo amin'ny tany izy ireo"
|
|
|
|
# aoka ho tahaka ny tsy misy tendrony
|
|
|
|
"aoka ny zana-tsipìkany ho tahaka ny tsy misy tendrony"
|
|
|
|
# Aoka ho tahaka ny sifotra mitsonika izy ireo ary maty
|
|
|
|
Ny tsy fisiana intsony dia lazaina toy ny hoe mitsonika sy manjavona. DH: "Aoka ny ratsy fanahy hanjavona tahaka ny sifotra mitsonika sy tsy misy intsony"
|
|
|
|
# tahaka ny zaza teraka tsy tongavolan'ny vehivavy iray izay tsy mahita ny tara-masoandro mihitsy
|
|
|
|
ny zaza teraka tsy tongavolan'ny vehivavy iray izay tsy mahita ny tara-masoandro mihitsy - Ny tsy fisiana intsony dia lazaina toy ny hoe zaza izay maty nateraka. DH: "tahaka ny zazakely izay nateraka aloha loatra mba hiaina sy hahita ny tara-masoandro" na "tahaka ny zazakely izay maty nateraka"
|