plt_tn/psa/055/016.md

20 lines
541 B
Markdown

# Raha izaho aloha
Ity andianteny ity mampiseho fa tsy nijanona niresaka momba ny zavatra iray ny mpanoratra ary efa hiresaka ny momba azy amin'izy. DH: "Fa izaho kosa"
# mitoloko
"mitaraina mafy"
# dia handre ny feoko Izy
Eto ny "feo" manambara naEto ny 1)ny mpanao salamo na 2) ireo fitarainana sy tolokon'ny mpanao salamo. DH: "handre ahy Izy" na "handre ny tolokoko Izy"
# ny fiainako
Eto ny "fiainako" dia maneho ny mpanao salamo. DH: "aho"
# fa maro dia maro ireo izay niady tamiko
"fa maro dia maro ireo olona niady tamiko"