plt_tn/psa/055/016.md

541 B

Raha izaho aloha

Ity andianteny ity mampiseho fa tsy nijanona niresaka momba ny zavatra iray ny mpanoratra ary efa hiresaka ny momba azy amin'izy. DH: "Fa izaho kosa"

mitoloko

"mitaraina mafy"

dia handre ny feoko Izy

Eto ny "feo" manambara naEto ny 1)ny mpanao salamo na 2) ireo fitarainana sy tolokon'ny mpanao salamo. DH: "handre ahy Izy" na "handre ny tolokoko Izy"

ny fiainako

Eto ny "fiainako" dia maneho ny mpanao salamo. DH: "aho"

fa maro dia maro ireo izay niady tamiko

"fa maro dia maro ireo olona niady tamiko"