plt_tn/psa/055/004.md

876 B

Mangovitra ato anatiko ny foko

Eto, ny "fo mangovitra" dia manondro ny fanaintainany sy fijaliany ara-pihetseham-po. ity fijaliana ity dia noho ny tahotra. DH: "Mijaly aho satria matahotra loatra"

nilatsaka tamiko ny horohorom-pahafatesana

Ny lasa matahotra loatra, na mihorohoro, dia lazaina toy ny hoe ny horohoro no zavatra milatsaka amina olona iray. DH: "matahotra loatra aho ka dia ho faty" (UDB) na "mihorohoro aho ka dia ho faty"

Efa tonga amiko ny fahatahorana sy ny fangovitana

Ny lasa matahotra loatra sy mihorohoro dia lazaina toy ny hoe ny fahatahorana sy fangovitana dia zavatra tonga amina olona iray. DH: "Efa tonga matahotra loatra aho ka mangovitra"

nandifotra ahy ny horohoro

Ny fahatsapana horohoro dia lazaina toy ny hoe ny horohoro no zavatra afaka manafotra olona. DH: "mahatsapa horohoro mahatsiravina aho" na "faran'izay matahotra aho"