plt_tn/psa/055/004.md

16 lines
876 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mangovitra ato anatiko ny foko
Eto, ny "fo mangovitra" dia manondro ny fanaintainany sy fijaliany ara-pihetseham-po. ity fijaliana ity dia noho ny tahotra. DH: "Mijaly aho satria matahotra loatra"
# nilatsaka tamiko ny horohorom-pahafatesana
Ny lasa matahotra loatra, na mihorohoro, dia lazaina toy ny hoe ny horohoro no zavatra milatsaka amina olona iray. DH: "matahotra loatra aho ka dia ho faty" (UDB) na "mihorohoro aho ka dia ho faty"
# Efa tonga amiko ny fahatahorana sy ny fangovitana
Ny lasa matahotra loatra sy mihorohoro dia lazaina toy ny hoe ny fahatahorana sy fangovitana dia zavatra tonga amina olona iray. DH: "Efa tonga matahotra loatra aho ka mangovitra"
# nandifotra ahy ny horohoro
Ny fahatsapana horohoro dia lazaina toy ny hoe ny horohoro no zavatra afaka manafotra olona. DH: "mahatsapa horohoro mahatsiravina aho" na "faran'izay matahotra aho"