plt_tn/psa/055/001.md

32 lines
978 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# ampiarahina amin'ny valiha
"Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity"
# Maskila
Mety ho manondro fomba fitendry ny mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1
# Manongilàna sofina ny fivavako
Ny manongilan-tsofina dia maneho fiahainoina. DH: "Henoy ny fivavako"
# aza manafin-tena amin'ny fitarainako
Ny fandavana hijery ny fitarainany dia lazaina toy ny hoe izy miafina izany. DH: "aza mandingana ny fitarainako"
# noho ny feon'ireo fahavaloko
Eto ny "feo" dia maneho izay lazain'izy ireo. DH: "noho izay lazain'ireo fahavaloko"
# mampitondra ahy fahoriana izy ireo
Ny mampahory dia lazaina toy ny hoe mampitondra fahoriana. DH: "mahatonga fahoriana lehibe amiko izy ireo" na "manao zava-dratsy amiko izy ireo mba hijaliako"