plt_tn/psa/055/001.md

978 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

ampiarahina amin'ny valiha

"Tokony hitendry zava-maneno misy tadiny ny olona amin'ity hira ity"

Maskila

Mety ho manondro fomba fitendry ny mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1

Manongilàna sofina ny fivavako

Ny manongilan-tsofina dia maneho fiahainoina. DH: "Henoy ny fivavako"

aza manafin-tena amin'ny fitarainako

Ny fandavana hijery ny fitarainany dia lazaina toy ny hoe izy miafina izany. DH: "aza mandingana ny fitarainako"

noho ny feon'ireo fahavaloko

Eto ny "feo" dia maneho izay lazain'izy ireo. DH: "noho izay lazain'ireo fahavaloko"

mampitondra ahy fahoriana izy ireo

Ny mampahory dia lazaina toy ny hoe mampitondra fahoriana. DH: "mahatonga fahoriana lehibe amiko izy ireo" na "manao zava-dratsy amiko izy ireo mba hijaliako"