plt_tn/psa/054/006.md

12 lines
513 B
Markdown

# fisaorana no atolotro efa nahita fandresena tamin'ireo fahavaloko ny masoko, ry Yaveh, fa tsara izany
Ny anarana'Andriamanitra dia maneho Azy. DH: "fisaorana no atolotro ho Anao, ry Yaveh, fa tsara Ianao"
# nahita ny masoko
Ny maso dia maneho ilay olona. DH: "nahita aho"
# efa nahita fandresena tamin'ireo fahavaloko ny masoko
Ireo mety ho heviny dia 1) mahita fa efa lavo ireo fahavalony. DH: "efa nahita aho fa lavo ireo fahavaloko" na 2) mandresy ireo fahavalony. DH: "efa nadresy ireo fahavaloko aho"