# fisaorana no atolotro efa nahita fandresena tamin'ireo fahavaloko ny masoko, ry Yaveh, fa tsara izany Ny anarana'Andriamanitra dia maneho Azy. DH: "fisaorana no atolotro ho Anao, ry Yaveh, fa tsara Ianao" # nahita ny masoko Ny maso dia maneho ilay olona. DH: "nahita aho" # efa nahita fandresena tamin'ireo fahavaloko ny masoko Ireo mety ho heviny dia 1) mahita fa efa lavo ireo fahavalony. DH: "efa nahita aho fa lavo ireo fahavaloko" na 2) mandresy ireo fahavalony. DH: "efa nadresy ireo fahavaloko aho"