plt_tn/psa/051/014.md

633 B

fandatsahan-drà

Ity andianteny ity dia manondro famonoana olon-kafa.

Tompo o, sokafy ny molotro, dia haneho dera ho Anao ny vavako

Ny maha afaka miresaka dia lazaina toy ny hoe ny molotra misokatra. Eto ny tsy afa-miteny dia mariky ny maha meloka amin'ny ota ary tsy afaka miaro tena. DH: "Tompo o, ataovy afa-miteny aho, dia hidera Anao"

tsy mankasitraka sorona Ianao ... tsy manana fahafinaretana amin'ny fanatitra dorana Ianao

Izany dia midika fa Andriamanitra maniry zavatra lehibe kokoa mihoatra ireo zavatra ireo. DH: "tsy ampy ankasitrahanao raha izay sorona ... maniry zavatra mihoatra ny fanatitra dorana Ianao"