# fandatsahan-drĂ  Ity andianteny ity dia manondro famonoana olon-kafa. # Tompo o, sokafy ny molotro, dia haneho dera ho Anao ny vavako Ny maha afaka miresaka dia lazaina toy ny hoe ny molotra misokatra. Eto ny tsy afa-miteny dia mariky ny maha meloka amin'ny ota ary tsy afaka miaro tena. DH: "Tompo o, ataovy afa-miteny aho, dia hidera Anao" # tsy mankasitraka sorona Ianao ... tsy manana fahafinaretana amin'ny fanatitra dorana Ianao Izany dia midika fa Andriamanitra maniry zavatra lehibe kokoa mihoatra ireo zavatra ireo. DH: "tsy ampy ankasitrahanao raha izay sorona ... maniry zavatra mihoatra ny fanatitra dorana Ianao"