plt_tn/psa/051/012.md

12 lines
216 B
Markdown

# ary tohano aho
"ary hazony aho" na "ampio aho"
# ny lalanao
"ny fomba tianao hiainan'ny olona" na "izay tianao hataon'ny olona"
# mpandika lalàna ... mpanota
Ireo teny roa ireo dia manondro olona mitovy eto.