# ary tohano aho "ary hazony aho" na "ampio aho" # ny lalanao "ny fomba tianao hiainan'ny olona" na "izay tianao hataon'ny olona" # mpandika lalàna ... mpanota Ireo teny roa ireo dia manondro olona mitovy eto.