plt_tn/psa/050/018.md

983 B

miray loha aminy

Ireo mety ho heviny dia 1) izy ireo manaiky ireo asan'ny mpangalatra. DH: "ianao manaiky azy" na 2) izy ireo manaraka ny mpangalatra amin'ireo asa ratsiny. DH: "ianao miaraka aminy"

Atolotrao ho an'ny ratsy ny vavanao

Andriamanitra miteny ny olona milaza zava-dratsy toy ny hoe iraka izay irahan'ilay olona hanao zava-dratsy ny vavany. DH: "Milaza zava-dratsy foana ny ianao"

ny lelanao maneho fitaka

Ny teny hoe "lela" eto dia maneho ilay olona miteny. DH: "milaza lainga foana ianao"

Mipetraka ianao ary miteny hanohitra ny rahalahinao; ianao ihany no manendrikendrika ny zanaka lahin-dreninao

Ireo andianteny ireo dia manana hevitra mitovy fa kosa mampiasa teny samihafa.Andriamanitra miampanga azy ireo amin'ny filazana lainga amin'ireo fianakaviany ihany.

Mipetraka ianao

Ny "mipetraka sy miteny" hanohitra olona dia midika fa minia mieritreritra zava-dratsy hilazana olona izany olona izany. DH: "mieritreritra fomba hitenenana foana ianao"