forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
983 B
Markdown
20 lines
983 B
Markdown
|
# miray loha aminy
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) izy ireo manaiky ireo asan'ny mpangalatra. DH: "ianao manaiky azy" na 2) izy ireo manaraka ny mpangalatra amin'ireo asa ratsiny. DH: "ianao miaraka aminy"
|
||
|
|
||
|
# Atolotrao ho an'ny ratsy ny vavanao
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra miteny ny olona milaza zava-dratsy toy ny hoe iraka izay irahan'ilay olona hanao zava-dratsy ny vavany. DH: "Milaza zava-dratsy foana ny ianao"
|
||
|
|
||
|
# ny lelanao maneho fitaka
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "lela" eto dia maneho ilay olona miteny. DH: "milaza lainga foana ianao"
|
||
|
|
||
|
# Mipetraka ianao ary miteny hanohitra ny rahalahinao; ianao ihany no manendrikendrika ny zanaka lahin-dreninao
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny ireo dia manana hevitra mitovy fa kosa mampiasa teny samihafa.Andriamanitra miampanga azy ireo amin'ny filazana lainga amin'ireo fianakaviany ihany.
|
||
|
|
||
|
# Mipetraka ianao
|
||
|
|
||
|
Ny "mipetraka sy miteny" hanohitra olona dia midika fa minia mieritreritra zava-dratsy hilazana olona izany olona izany. DH: "mieritreritra fomba hitenenana foana ianao"
|