plt_tn/psa/049/018.md

1.1 KiB

Niarahaba tena izy

Io andianteny io midika fa izy mihevi-tena sambatra sy tafita noho ireo hareny.

ary midera anao ny olona rehefa miaina ho an'ny tenanao ianao

Eto ny mpanoratra manolotra fanambarana amin'ny ankapobeny momba ny fomba ilazan'ny olona ny olon-kafa izay tafita araka ny fanaon'izao tontolo izao.

miaina ho an'ny tenanao

Ity andianteny ity manondro ny fiainana feno fanambinana araka ny fanaon'izao tontolo izao. DH: "ataovy amin'ny tenanao tsara" na "miaina feno fanambinana"

handeha any amin'ny taranak'ireo razany izy

"handeha ani amin'izay misy ireo taranak'ireo razany izy." Izany dia fanlefahan-teny izay midika fa ny lehilahy mpanan-karena ho faty ka hamonjy ireo razambeny ao am-pasana. DH: "hamonjy ireo razambeny any am-pasana izy"

tsy hahita ny hazavana intsony mihitsy izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ilay lehilahy mpanan-karena sy ireo razambeny. Ny teny hoe "hazavana" dia mety hanondro ny masoandro na mety ho sarinteny ho an'ny fiainana. DH: "tsy mba hahita intsony ny masoandro izy ireo" na "tsy mba hiaina intsony izy ireo"