plt_tn/psa/049/006.md

727 B

ireo izay mitoky amin'ny hareny

Ireo olona mitoky amin'ny hareny ireo hihazona azy ireo amin'ny tokony hijaliana.

mirehareha amin'ny haben'ny fananany

zavatra izay lehibe dia lehibe tokoa

Azo antoka tokoa fa tsy hisy

"Tsy hisy irika ho azy ireo" na DH: "tsy hisy afaka"

tsy hisy afaka hahavonjy ny rahalahiny na hanome tamby an'Andriamanitra ho azy

Ireo andianteny roa ireo dia samy manambara fa ny olona iray tsy mahavita manome vola an'Andriamanitra mba hialàna amin'ny fahafatesana. DH: "tsy misy afaka manonitra vola amin'Andriamanitra izany mba tsy hahafaty ny rahalahiny"

fa ny avotr'aina dia lafo

Ny teny hoe "avotra" dia azo adika ho matoanteny. DH: "lafo vidy tokoa ny manavotra ny ain'olona iray"