forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
727 B
Markdown
20 lines
727 B
Markdown
|
# ireo izay mitoky amin'ny hareny
|
||
|
|
||
|
Ireo olona mitoky amin'ny hareny ireo hihazona azy ireo amin'ny tokony hijaliana.
|
||
|
|
||
|
# mirehareha amin'ny haben'ny fananany
|
||
|
|
||
|
zavatra izay lehibe dia lehibe tokoa
|
||
|
|
||
|
# Azo antoka tokoa fa tsy hisy
|
||
|
|
||
|
"Tsy hisy irika ho azy ireo" na DH: "tsy hisy afaka"
|
||
|
|
||
|
# tsy hisy afaka hahavonjy ny rahalahiny na hanome tamby an'Andriamanitra ho azy
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia samy manambara fa ny olona iray tsy mahavita manome vola an'Andriamanitra mba hialàna amin'ny fahafatesana. DH: "tsy misy afaka manonitra vola amin'Andriamanitra izany mba tsy hahafaty ny rahalahiny"
|
||
|
|
||
|
# fa ny avotr'aina dia lafo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "avotra" dia azo adika ho matoanteny. DH: "lafo vidy tokoa ny manavotra ny ain'olona iray"
|