forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.5 KiB
Markdown
36 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity salamo ity dia hira momba an'i Jerosalema izay fonenan'Andriamanitra.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
|
|
|
# Salamo nataon'ireo zanaka lahin'ny Kora
|
|
|
|
"Ity dia salamo izay nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"
|
|
|
|
# tanànan'Andriamanitsika eo an-tendrombohiny masina
|
|
|
|
Izany dia fanondroana an'i Jerosalema, izay naorina ao an-tendrombohitra Ziona.
|
|
|
|
# tanànan'Andriamanitsika
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "ny tanàna izay onenan'Andriamanitsika" na 2) "ny tanàna izay an'Andriamanitsika"
|
|
|
|
# Avo mahafinaritra
|
|
|
|
"Avo sy mahafinaritra." Ny teny hoe "avo" dia manondro ny maha avo ny tendrombohitra Ziona.
|
|
|
|
# ny fifalian'ny tany rehetra, dia ny tendrombohitra Ziona
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "tany" dia manondro izay rehetra miaina ambonin'ny tany. Ny teny hoe "fifaliana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "manome fifaliana ho an'ny olon-drehetra ambonin'ny tany ny tendrombohitra Ziona" na "ny olon-drehetra ambonin'ny tany mifaly noho ny tendrombohitra Ziona"
|
|
|
|
# eo amin'ny ilany avaratra
|
|
|
|
Ireo mety ho hevitra amin'ity andianteny ity dia 1) manondro ny any avaratra na 2) anarana hafa ankoatra ho an'ny tendrombohitra Ziona izay midika "ny tendrombohitr'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Andriamanitra dia efa nampahafantatra ny tenany tao amin'ireo lapany ho fialofana
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny an'Andriamanitra toy ny hoe toerana azo antoka izay alehan'ny olona. DH: "Andriamanitra nampahafantatra ny tenany toy ny olona iray manome fiarovana ho an'ny olona ao amin'ny lapan'ny tendrombohitra Ziona
|