plt_tn/psa/047/001.md

624 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora

"Ity dia salamo izay nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"

Mitehàfa tanana ianareo ry vahoaka

Ny miteha-tanana dia mifandray amin'ny fankalazana. DH: "Mitehàfa tanana amin'ny fankalazana"

mihobia an'Andriamanitra amin'ny feon'ny fandresena

"mihobia an'Andriamanitra amin'ny feom-pifaliana." Eto ny teny hoe "fandresena" dia manondro ny hafaliana mifandray amin'ny fandresena.