# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # Salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora "Ity dia salamo izay nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora" # Mitehàfa tanana ianareo ry vahoaka Ny miteha-tanana dia mifandray amin'ny fankalazana. DH: "Mitehàfa tanana amin'ny fankalazana" # mihobia an'Andriamanitra amin'ny feon'ny fandresena "mihobia an'Andriamanitra amin'ny feom-pifaliana." Eto ny teny hoe "fandresena" dia manondro ny hafaliana mifandray amin'ny fandresena.