plt_tn/psa/045/016.md

666 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra manohy miresaka amin'ny mpanjaka.

Any amin'ny fitoeran'ireo razanao no hisy ireo zanakao

Io dia midika fa ireo zanaka lahin'ny mpanjaka no handimby azy ho mpanjaka, tahaka azy nandimby ireo razambeny ho mpanjaka ihany.

hataonao andriana eran'ny tany rehetra

Ny andianteny hoe "eran'ny tany rehetra" dia fanitarana mba hanamafisana fa hanapaka eo amin'ny firenena maro izy ireo. DH: "hataonaoa mpanapaka eran'ny firenena maro izahay"

Hampahatsiaro ny anaranao amin'ny taranakao rehetra aho

Eto ny teny hoe "aho" dia manondro ny mpanoratra. Ny teny "anarana" manondro ny toetran'ny mpanjaka sy ny lazany.