# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny mpanoratra manohy miresaka amin'ny mpanjaka. # Any amin'ny fitoeran'ireo razanao no hisy ireo zanakao Io dia midika fa ireo zanaka lahin'ny mpanjaka no handimby azy ho mpanjaka, tahaka azy nandimby ireo razambeny ho mpanjaka ihany. # hataonao andriana eran'ny tany rehetra Ny andianteny hoe "eran'ny tany rehetra" dia fanitarana mba hanamafisana fa hanapaka eo amin'ny firenena maro izy ireo. DH: "hataonaoa mpanapaka eran'ny firenena maro izahay" # Hampahatsiaro ny anaranao amin'ny taranakao rehetra aho Eto ny teny hoe "aho" dia manondro ny mpanoratra. Ny teny "anarana" manondro ny toetran'ny mpanjaka sy ny lazany.