plt_tn/psa/045/014.md

20 lines
679 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra manohy miteny momba ny mpanjakavavy fa kosa sady manomboka miresaka amin'ny mpanjaka indray.
# peta-kofehy
haingo vita amin'ny kofehy miloko nozairina eo amin'ny akanjo.
# ireo virijiny, namany izay manaraka azy, dia ho entina eo aminao
Eto ny teny hoe "nao" dia manondro ny mpanjaka
# Ho tarihina amim-pifaliana sy faharavoana izy ireo
Ity andianteny ity dia manoritsoritra ny "fifaliana sy faharavoana" toy ny olona iray izay mitarika ny sasany hankalaza.
# fifaliana sy faharavoana
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny fahalehibiazan'ny fifaliana. DH: "fifaliana lehibe"