plt_tn/psa/045/014.md

679 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy miteny momba ny mpanjakavavy fa kosa sady manomboka miresaka amin'ny mpanjaka indray.

peta-kofehy

haingo vita amin'ny kofehy miloko nozairina eo amin'ny akanjo.

ireo virijiny, namany izay manaraka azy, dia ho entina eo aminao

Eto ny teny hoe "nao" dia manondro ny mpanjaka

Ho tarihina amim-pifaliana sy faharavoana izy ireo

Ity andianteny ity dia manoritsoritra ny "fifaliana sy faharavoana" toy ny olona iray izay mitarika ny sasany hankalaza.

fifaliana sy faharavoana

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny fahalehibiazan'ny fifaliana. DH: "fifaliana lehibe"