forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Mamarotra ny vahoakanao amin'ny tsy antony
|
|
|
|
Ny mpanoratra milaza an'i Yaveh mamela ireo fahavalon'Israely handresy azy ireo toy ny hoe Izy namarotra ny vahoakan'Israely tamin'ireo fahavalony fa tsy nila vidiny avy tamin'ireo fahavalony.
|
|
|
|
# Manao anay ho fibedesana ho an'ireo namanay Ianao, esoesoina sy hanihanian'ireo manodidina anay
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy ary manamafy ny fomba fanesoan'izy ireo ny vahoaka eo aminy.
|
|
|
|
# Manao anay ho fibedesana ho an'ireo namanay Ianao
|
|
|
|
Ny teny hoe "fibedesana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Manao anay ho zavatra bedesin'ireo namanay Ianao"
|
|
|
|
# faniratsirana ... fihifikifihan-doha
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy ary manamafy ny fahatevenan'ny esoeson'ireo firenena manodidina azy ireo.
|
|
|
|
# Manao anay ho faniratsirana eo amin'ireo firenena Ianao
|
|
|
|
Ny teny hoe "faniratsirana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "Manao ireo firenena manodidina any haniratsira anay Iano"
|
|
|
|
# fihifikifihan-doha eo amin'ireo olona maro
|
|
|
|
Ny andianteny hoe "fihifikifihan-doha" dia azo adika ho amin'ny endrika matoanteny. DH: "zavatra izay hanifikifihan'ny olona ny lohany"
|
|
|
|
# fihifikifihan-doha
|
|
|
|
Izany dia fihetsika izay nampiasain'ny olona hanehoana hanihany amin'ny hafa.
|