plt_tn/psa/044/012.md

1.2 KiB

Mamarotra ny vahoakanao amin'ny tsy antony

Ny mpanoratra milaza an'i Yaveh mamela ireo fahavalon'Israely handresy azy ireo toy ny hoe Izy namarotra ny vahoakan'Israely tamin'ireo fahavalony fa tsy nila vidiny avy tamin'ireo fahavalony.

Manao anay ho fibedesana ho an'ireo namanay Ianao, esoesoina sy hanihanian'ireo manodidina anay

Ireo andianteny roa ireo dia mitovy ary manamafy ny fomba fanesoan'izy ireo ny vahoaka eo aminy.

Manao anay ho fibedesana ho an'ireo namanay Ianao

Ny teny hoe "fibedesana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "Manao anay ho zavatra bedesin'ireo namanay Ianao"

faniratsirana ... fihifikifihan-doha

Ireo andianteny roa ireo dia mitovy ary manamafy ny fahatevenan'ny esoeson'ireo firenena manodidina azy ireo.

Manao anay ho faniratsirana eo amin'ireo firenena Ianao

Ny teny hoe "faniratsirana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "Manao ireo firenena manodidina any haniratsira anay Iano"

fihifikifihan-doha eo amin'ireo olona maro

Ny andianteny hoe "fihifikifihan-doha" dia azo adika ho amin'ny endrika matoanteny. DH: "zavatra izay hanifikifihan'ny olona ny lohany"

fihifikifihan-doha

Izany dia fihetsika izay nampiasain'ny olona hanehoana hanihany amin'ny hafa.