plt_tn/psa/044/003.md

24 lines
1019 B
Markdown

# tamin'ny alalan'ny sabatr'izy ireo ihany
Ny teny hoe "sabatra" dia manondro ny fahefana miaramila. DH: "tamin'ny alalan'ny fiadiana amin'ny sabany ihany" na "tamin'ny alalan'ny herin'ny tafiny ihany"
# ny sandrin'izy ireo manokana
Eto ny teny hoe "sandry" dia manondro ny hery. DH: "ny heriny manokana"
# sy ny fahazavan'ny tavanao
Mety hanampy matoanteny ianao amin'ity andianteny ity. DH: "ary ny fahazavan'ny tavanao hahazo ny tany ho fananany"
# ny tanan-kavananao, ny sandrinao
Eto ny teny hoe "tanana" sy "sandry" dia manondro ny fahefan'Andriamanitra. Raha akambana, dia manamafy ny fahalehibiazan'ny fahefan'Andriamanitra ireo. DH: "ny fahefanao lehibe"
# ny fahazavan'ny tavanao
Ny mpanoratra milaza an'i Yaveh mijery azy ireo amim-pankasitrahana ary maha tso-po amin'izy ireo toy ny hoe mamirapiratra amin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "ny hatsaram-ponao" na "ny sitraka tsara avy aminao"
# fandresena ho an'i Jakoba
Ny vahoakan'Israely dia voatondro amin'ny anaran'i "Jakoba" razamben'izy ireo