plt_tn/psa/042/011.md

640 B

Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? Nahoana no tohina ato anatiko ianao?

Ny mpanoratra manondro ny ao anatiny ho toy ny "fanahy." Mametraka ity fanontaniana ity izy mba hibedesana ny tenany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 42:5. DH: "Tsy tokony hotanondrika aho. Tsy tokony hanahy aho"

mitanondrika

Ny mpanoratra miteny ny fahaketrahana na hakiviana toy ny hoe ny fanahiny izay mitanondrika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 42:5. DH: "kivy"

Manantenà an'Andriamanitra

Ny mpanoratra manohy miteny amin'ny fanahiny ary mibaiko izany hatoky an'Andriamanitra. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 42:5