forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
640 B
Markdown
12 lines
640 B
Markdown
|
# Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko? Nahoana no tohina ato anatiko ianao?
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra manondro ny ao anatiny ho toy ny "fanahy." Mametraka ity fanontaniana ity izy mba hibedesana ny tenany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 42:5. DH: "Tsy tokony hotanondrika aho. Tsy tokony hanahy aho"
|
||
|
|
||
|
# mitanondrika
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny ny fahaketrahana na hakiviana toy ny hoe ny fanahiny izay mitanondrika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 42:5. DH: "kivy"
|
||
|
|
||
|
# Manantenà an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra manohy miteny amin'ny fanahiny ary mibaiko izany hatoky an'Andriamanitra. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 42:5
|