plt_tn/psa/041/007.md

880 B

manantena ny handratra ahy izy ireo

Ireo mety ho heviny 1) "manantena izy ireo fa hisy zava-mahatsiravina be hitranga amiko" (UDB) 2) "mikasa handratra ahy izy ireo."

Aretina ratsy ... aminy

Ireo fahavalony miteny ny hoe "aretina" toy ny hoe olona izay nahababo azy izany. DH: "mararin'ny areti-mandoza izy"

Aretina ratsy

Ireo mety ho heviny dia 1) "aretina mandoza" na 2) "zavatra mahatsiravina"

izao izy mandry izao, dia tsy hitsangana intsony

Eto ny teny hoe "mandry" dia manondro hoe mitsotra eo am-pandriana noho ny faharariana. Izay tsy hahafany "mitsangana" intsony dia midika fa hitohy handry hatrany izy, izay teny malefaka kokoa ilazana ny fahafatesana. DH: "izao izy marary eo am-pandriana, ka dia ho faty ao"

nanainga ny vodi-tongony hanohitra ahy

Ity dia fomba fiteny ilazana fa namadika azy ireo sakaizany. DH: "namadika ahy" na "nivadika tamiko"