plt_tn/psa/040/007.md

796 B

ny horonam-boky

Izany dia manondro ny horonana izay nanoratana ny tenin'i Yaveh. DH: "ny horonana firakitra"

ato am-poko ny lalànao

Eto ny "foko" dia manondro ny anaty amin'ny mpanoratra. DH: "misaina mandrakariva ny lalànao aho ao anatiko ao" (UDB)

Efa nanambara vaovao mahafalin'ny fahamarinanao tamin'ny fiangonan-dehibe aho

"Efa nilaza tamin'ny fiangonan'olona marobe ny vaovao mahafalin'ny fahamarinanao aho"

vaovao mahafalin'ny fahamarinanao

Izany dia manondro ny vaovao mahafaly izay anavotan'Andriamanitra ny vahoakany. DH: "vaovao mahafaly izay satria marina Ianao,ary manavotra ireo vahoakanao"

tsy nangina tamin'ny fanaovana izany ny molotro

Eto ny "molotro" dia manondro ny lahatenin'ny mpanoratra. DH: "tsy nitsahatra tamin'ny fanambarana ireo zavatra ireo aho"