plt_tn/psa/040/007.md

20 lines
796 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny horonam-boky
Izany dia manondro ny horonana izay nanoratana ny tenin'i Yaveh. DH: "ny horonana firakitra"
# ato am-poko ny lalànao
Eto ny "foko" dia manondro ny anaty amin'ny mpanoratra. DH: "misaina mandrakariva ny lalànao aho ao anatiko ao" (UDB)
# Efa nanambara vaovao mahafalin'ny fahamarinanao tamin'ny fiangonan-dehibe aho
"Efa nilaza tamin'ny fiangonan'olona marobe ny vaovao mahafalin'ny fahamarinanao aho"
# vaovao mahafalin'ny fahamarinanao
Izany dia manondro ny vaovao mahafaly izay anavotan'Andriamanitra ny vahoakany. DH: "vaovao mahafaly izay satria marina Ianao,ary manavotra ireo vahoakanao"
# tsy nangina tamin'ny fanaovana izany ny molotro
Eto ny "molotro" dia manondro ny lahatenin'ny mpanoratra. DH: "tsy nitsahatra tamin'ny fanambarana ireo zavatra ireo aho"