forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
733 B
Markdown
12 lines
733 B
Markdown
# Mandehandeha toy ny aloka tokoa ny olona rehetra
|
|
|
|
Ny fiainan'ny olona dia lazaina fa tsinontsinona tahaka ny aloka. DH: "Manjavona tahaka ny ataon'ny aloka ny rehetra"
|
|
|
|
# na dia tsy fantatr'izy ireo akory aza izay handray izany
|
|
|
|
Eto izany dia midika fa izy ireo dia tsy mahafantatra izay hitranga amin'ny haren'izy ireo aorian'ny hahafatesany. Ny dikan'ity fanambarana ity feno dia azo atao mazava tsara.
|
|
|
|
# Ankehitriny, Tompo o, inona no andrasako?
|
|
|
|
Ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy afaka hanampy azy ny olona. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana. DH: "Koa ankehitriny, Yaveh o, mahazo manantena aho ny tsy handray na inona na inona na amin'iza na amin'iza." (UDB)
|