plt_tn/psa/039/006.md

733 B

Mandehandeha toy ny aloka tokoa ny olona rehetra

Ny fiainan'ny olona dia lazaina fa tsinontsinona tahaka ny aloka. DH: "Manjavona tahaka ny ataon'ny aloka ny rehetra"

na dia tsy fantatr'izy ireo akory aza izay handray izany

Eto izany dia midika fa izy ireo dia tsy mahafantatra izay hitranga amin'ny haren'izy ireo aorian'ny hahafatesany. Ny dikan'ity fanambarana ity feno dia azo atao mazava tsara.

Ankehitriny, Tompo o, inona no andrasako?

Ny mpanoratra mametraka ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa tsy afaka hanampy azy ny olona. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo avadika ho fanambarana. DH: "Koa ankehitriny, Yaveh o, mahazo manantena aho ny tsy handray na inona na inona na amin'iza na amin'iza." (UDB)