plt_tn/psa/038/013.md

541 B

tahaka ny olona marenina aho ... tsy mahare na inona na inona ... tsy mandre

Ny andalana voalohany amin'ny andininy 13 sy 14 dia mampiasa fampitahana mba hanehoana ny sarin'ny lehilahy marenina iraisana. Ny mpanoratra dia tena marary ka tsy afa-mandre.

tahaka ny olona moana ... tsy milaza na inona na inona ... tsy manana valinteny

Ny andalana faharoa amin'ny andininy 13 sy 14 dia mampiasa fampitahana mba hanehoana sarin'ny lehilahy moana. Ny mpanoratra dia tena marary ka tsy afa-miteny.

olona moana

Olona izay tsy afa-miteny