plt_tn/psa/038/013.md

12 lines
541 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tahaka ny olona marenina aho ... tsy mahare na inona na inona ... tsy mandre
Ny andalana voalohany amin'ny andininy 13 sy 14 dia mampiasa fampitahana mba hanehoana ny sarin'ny lehilahy marenina iraisana. Ny mpanoratra dia tena marary ka tsy afa-mandre.
# tahaka ny olona moana ... tsy milaza na inona na inona ... tsy manana valinteny
Ny andalana faharoa amin'ny andininy 13 sy 14 dia mampiasa fampitahana mba hanehoana sarin'ny lehilahy moana. Ny mpanoratra dia tena marary ka tsy afa-miteny.
# olona moana
Olona izay tsy afa-miteny