plt_tn/psa/037/025.md

604 B

olo-marina nilaozana

Azo avadika ho tso-drafitra izany. DH: "Yaveh nahafoy ny olo-marina"

olo-marina

Izany akory tsy manondro olona manokana. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny izany.

nangataka mofo

Eto ny "mofo" dia maneho sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "mangataka hanina"

mandrakariva izy

Ity fomba fiteny ity dia midika fa io fihetsika io dia fahazarana amin'ny fiainany.

tonga fitahiana ireo zanany

"mihalehibe ireo zanany mba hitahy ny hafa"

Mialà amin'ny

Ny fitsaharana manao zavatra iray dia lazaina toy ny hoe miala amin'izany ilay olona. DH: "mijanòna amin'ny fanaovana"