plt_tn/psa/037/025.md

24 lines
604 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# olo-marina nilaozana
Azo avadika ho tso-drafitra izany. DH: "Yaveh nahafoy ny olo-marina"
# olo-marina
Izany akory tsy manondro olona manokana. Fa fanambarana amin'ny ankapobeny izany.
# nangataka mofo
Eto ny "mofo" dia maneho sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "mangataka hanina"
# mandrakariva izy
Ity fomba fiteny ity dia midika fa io fihetsika io dia fahazarana amin'ny fiainany.
# tonga fitahiana ireo zanany
"mihalehibe ireo zanany mba hitahy ny hafa"
# Mialà amin'ny
Ny fitsaharana manao zavatra iray dia lazaina toy ny hoe miala amin'izany ilay olona. DH: "mijanòna amin'ny fanaovana"